Tompo Masy (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatre gny mana Anao JesosyOlo soa be hatea
Ie ro ampandomba soa
Mandrengy Anao 'zahay
Tompo Masy Tompo Masy Tompo Masy
Fikaiha gn' Anao Tompo Masy
Matoky Anao gny vaveanao
Managn'Ampagnavotse
Velombelo gnaiko zao Jesosy
Bohaboha, soa finamy misy Anao
La misinisiny gnaiko Koke
Fa olo afake
Tompo Masy Tompo Masy Tompo Masy
Fikaiha gn' Anao Tompo Masy
Matoky Anao gny vaveanao
Managn'Ampagnavotse
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 53
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:15
