Ry Tompo meteza Hianao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko anie Jesosy
Maniry tokoa re izao
Ho eo an-tratranao
Ho ambany fiarovanao ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo re ity ondrinao
Ireo olana mianjady
Manakona ny tavanao
Esory mba hiala
Soloy hasambarana ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo re ity ondrinao
Satana mpampaory
Mpamitaka sady mahay
Sakano tsy hamono
Ny tononkira.serasera.org fanahinay ry Ray ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako jlqhjp anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo tabc re ity ondrinao
Ny fiainanay rehetra
Irinay hiova tokoa
ho Anao tsy misy fetra
Mba ho fiainana vaovao ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo re ity ondrinao urvw
Maniry tokoa re izao
Ho eo an-tratranao
Ho ambany fiarovanao ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo re ity ondrinao
Ireo olana mianjady
Manakona ny tavanao
Esory mba hiala
Soloy hasambarana ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo re ity ondrinao
Satana mpampaory
Mpamitaka sady mahay
Sakano tsy hamono
Ny tononkira.serasera.org fanahinay ry Ray ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako jlqhjp anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo tabc re ity ondrinao
Ny fiainanay rehetra
Irinay hiova tokoa
ho Anao tsy misy fetra
Mba ho fiainana vaovao ry Ray
Ry Tompo meteza Hianao
Handray ny fivavako anio
Vonjeo re fa olo-mahantra
Vonjeo re ity ondrinao urvw
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 473
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 20/03/2025 17:17
