Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jerosalema (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Iza re no ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Izaho va re mba ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Iza re no ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Izaho va re mba ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Io ilay tanana masina
Tsy mba maloto fa marina
Io no ilay tànana masina
Ho an'ireo te hiarina
Jerosalema Jerosalema
Azo raisina sy tafiditra ao
Sy hipetraka ao ary honina ao
Izay rehetra madio tanana
Jerosalema Jerosalema
Io ilay tànana masina
Tsy mba maloto fa marina
Io no ilay tànana masina
Ho an'ireo te hiarina
Jerosalema Jerosalema
Azo raisina ao tononkira.serasera.org sy tafiditra ao
Sy hipetraka ao ary honina ao
Izay rehetra madio tanana
Basse (He maro be te hiditra
Fa voasakana tsy ho tafiditra)
Satria tsy madio tanana
Mitahiry heloka ao am-po
Basse (Ao ireo izay pfezgxn manana heviny
Izay mikendry hahazo vahana)
Mitady hanao an-keriny
Miady mafy ny mba hibahana
Miady mba hibahana
Miady mba hibahana
Hibahana Hibahana
Eny ny mba hibahana ao Jerosalema
Jerosalema Jerosalema
Tsy ho raisina ao tsy tafiditra ao
Tsy hipetraka ao tsy mba honina ao
Izay rehetra tsy mba masina
Basse (tsy mba masina)
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana chriccbs masina famonjena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina famonjena
Basse (Izay rehetra te hiditra ao
Dia manasa ny tanany)
Satria ny Tompo efa nanao
Ny toerana ho an'ny anarany
Jerosalema Jerosalema
Tsy ho sakanana tsy ho bahanana
Tsy ho tohanana tsy ho avahana
Izay rehetra madio tanana
Basse (Jerosalema
Tànana masina madio)
Koa na iza na iza hiditra ao
Dia tsy maintsy efa voadio
(Ouh Ouh Ouh Ouh)
Izay mandeha tsy misy tsiny
ary ny lalany tsy mba gpyuvqik hisy
Izay mandeha tsy misy tsiny
Fa tsy ny mba hibahana
Fa tsy ny mba hibahana
Fa tsy ny mba hibahana
Hibahana Hibahana
Eny hibahana ao Jerosalema
Jerosalema Jerosalema
Hobio Jerosalema
Hobio Jerosalema
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina famonjena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànan'Andriamanitra
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina famonjena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànan'Andriamanitra
Jerosalema Tànana Masina sy madio
Jerosalema Tànan'Andriamanitra
Tànana masina sy soa tokoa
Iza re no ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Izaho va re mba ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Iza re no ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Izaho va re mba ho tafiditra ao?
Jerosalema Jerosalema
Io ilay tanana masina
Tsy mba maloto fa marina
Io no ilay tànana masina
Ho an'ireo te hiarina
Jerosalema Jerosalema
Azo raisina sy tafiditra ao
Sy hipetraka ao ary honina ao
Izay rehetra madio tanana
Jerosalema Jerosalema
Io ilay tànana masina
Tsy mba maloto fa marina
Io no ilay tànana masina
Ho an'ireo te hiarina
Jerosalema Jerosalema
Azo raisina ao tononkira.serasera.org sy tafiditra ao
Sy hipetraka ao ary honina ao
Izay rehetra madio tanana
Basse (He maro be te hiditra
Fa voasakana tsy ho tafiditra)
Satria tsy madio tanana
Mitahiry heloka ao am-po
Basse (Ao ireo izay pfezgxn manana heviny
Izay mikendry hahazo vahana)
Mitady hanao an-keriny
Miady mafy ny mba hibahana
Miady mba hibahana
Miady mba hibahana
Hibahana Hibahana
Eny ny mba hibahana ao Jerosalema
Jerosalema Jerosalema
Tsy ho raisina ao tsy tafiditra ao
Tsy hipetraka ao tsy mba honina ao
Izay rehetra tsy mba masina
Basse (tsy mba masina)
Jerosalema Jerosalema
Tànana masina sy soa tokoa
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana chriccbs masina famonjena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina famonjena
Basse (Izay rehetra te hiditra ao
Dia manasa ny tanany)
Satria ny Tompo efa nanao
Ny toerana ho an'ny anarany
Jerosalema Jerosalema
Tsy ho sakanana tsy ho bahanana
Tsy ho tohanana tsy ho avahana
Izay rehetra madio tanana
Basse (Jerosalema
Tànana masina madio)
Koa na iza na iza hiditra ao
Dia tsy maintsy efa voadio
(Ouh Ouh Ouh Ouh)
Izay mandeha tsy misy tsiny
ary ny lalany tsy mba gpyuvqik hisy
Izay mandeha tsy misy tsiny
Fa tsy ny mba hibahana
Fa tsy ny mba hibahana
Fa tsy ny mba hibahana
Hibahana Hibahana
Eny hibahana ao Jerosalema
Jerosalema Jerosalema
Hobio Jerosalema
Hobio Jerosalema
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina famonjena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànan'Andriamanitra
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina famonjena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànana masina volamena
Hobio Hobio Jerosalema
Tànan'Andriamanitra
Jerosalema Tànana Masina sy madio
Jerosalema Tànan'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 393
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 17/03/2025 18:22
