You are here: home > Tononkira > Trio's music

Rondro (Trio's music)

https://tononkira.serasera.org/hira/trios-music/rondro

Izaho vao nahita anao tonga dia tara
Izaho tsy mandoka fa ianao dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny halavana sy ny hatsarana

Ianao aloha dia tsy mba miavona
Fa sariaka foana lalandaTsiky dia ampyva
Izaho nahatsapa fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy any an-danitra

O Rondro a, ô Rondro a
Aza matahotra f’izaho anie vonona hanaja anao
O Rondro a, ô Rondro a
Tiako anao chérie ho ravaky ny tokantrano

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Trio's music
Mpamaky : 1054
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 04/06/2015 23:33:41
ID : 7499

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo