Andriamanitra Mpahary (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana tononkira.serasera.org Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro gzpyc havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)

Andriamanitra izay mpahary hedk anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo doxkqu fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)

Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)

Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2) Miakatra clé

A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)
Hits : 244
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 23/04/2026 15:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345