Andriamanitra Mpahary (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay tononkira.serasera.org (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny vxuwgkw fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay yhouek (x2) Miakatra fmlcsx clé
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay tononkira.serasera.org (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny vxuwgkw fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay yhouek (x2) Miakatra fmlcsx clé
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Visites : 199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ymtia
Date : 23/04/2026 15:01
