Mahalala tiana (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao lay tiany e,
Sao hanenenana e e
Izy anie matoky anao
Ianao ary manao ny atao e
Rehefa tonga aty manambitamby ery
Tsisy mahalala ny hadalana
Izy anie ka mitomany
Tsy avelanao mba manontany
Ny tononkira.serasera.org hafa ary indray no voatambitamby ery,
Nefa tsy tompon’ny ldfqhotl fitia
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina dwbol f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e
Mahalala tiana xxai ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao ilay tiany e,
Sao hanenenana e e
Izy anie...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tif à TifHits : 6335
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/11/2002 16:08