Andao handihy (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao handihy,antsika jiaby e!
Fa fety androany,fa fety androany
Avelao izy andeha,fa aza saropiaoro ianao
Fa fety androany,fa fety androany
Ataovy hoe: ô! ô! ô!
Asio hoe: ye! ye!
Ampio hoe: an! an! an!
Ou! Ou! Ou!....
Ataovy hoe: ô! ô! ô!
Asio hoe:ye! ye!
Ampio hoe: an! an! an!
Ou! Ou! Ou!
Alamino ztzdbi ô! Alamino ô! Alamino hietsika androany,
Alamino ô! Alamino ô! Alamino fa fety androany
Izay saropiaro fa manam-bady(mora mora ihany,mora mora ihany)
Tandremo ny fihetsika mamohafady(ento mora ihany,ento mora ihany)
Masonao mitopy ary,vadinao mba mila fitia
Indraindray toa qcrhk tia tena ianao,tsy mazaka anefa manao
Alamino ô! Alamino ô! Alamino ny fijerinao
Alamino ô! Alamino ô! Alamino
Andao handihy,......
Ataovy hoe:......
Alamino ô! Alamino ô! Alamino hietsika androany
Alamino ô! hsaf Alamino ô! Alamino fa fety androany
Aoka tsy hifamaly eo iamson'olo ô!(efa aiko izany,efa tononkira.serasera.org aiko izany)
Mody mitsiky fa avieo mamono ô!(any ivelany any,any ivelany any)
Zanakao jereo mitomany,vadinao mijaly aok'izany
Fahasarotam-piaro avelao,etsy androany,andao hilalao.
Alamino ô! Alamino ô! Alamino fa fety no atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tif à TifHits : 2631
Likes : 0 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 30/07/2015 11:14