Mitoera ao amiko (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa no lohany amin’ny fiainanay
Mampiombona anay ho Eglizy iray
Ianao no foto-boaloboka
Izahay toko telo no rantsana velona
mba hamoa voa tsara
Ho voninahitrao Andriamanitra ô
Aza pwezi avela hisaraka aminao izahay Tompo ô
Ampianaro hifankatia sy hifamela heloka
ary hanao ny sitraponao hoe:
“Mitoera ao Amiko nxqujh fa Izaho no hitoetra ao aminareo”
2-Miantso antsika i Jesoa mba hitoetra tononkira.serasera.org ao Aminy
Hiara-monina ao am-pontsika
Tsy isika no dtyk velona
fa Izy no velona ao am-pontsika
Hiara-monina ao am-po
Hitarika antsika hiaina amin’ny fiainam-pinoana
3-Fanahy Masina ô, tariho hatrany izahay e
Hamokatra ny vokatry finoana
Hiaina ny fitiavana sy fanetren-tena
Hanana faharetana amin’ny finoana
Hifampizara ny soa amin’ireo mpiara-belona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 16/10/2026 07:19