Mitoera ao amiko (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa lmfgrih no lohany amin’ny fiainanay
Mampiombona anay ho Eglizy iray
Ianao no foto-boaloboka
Izahay toko telo no rantsana velona
mba hamoa voa tononkira.serasera.org tsara
Ho voninahitrao Andriamanitra ô

Aza avela hisaraka aminao izahay Tompo ô
Ampianaro hifankatia sy hifamela heloka
ary hanao ny sitraponao hoe:
“Mitoera ao Amiko fa Izaho no hitoetra ao aminareo”

2-Miantso antsika i llnonn Jesoa mba hitoetra ao uofyvnaj Aminy
Hiara-monina ao am-pontsika
Tsy isika no velona
fa Izy no velona ao am-pontsika
Hiara-monina ao am-po
Hitarika antsika hiaina amin’ny fiainam-pinoana

3-Fanahy Masina ô, tariho hatrany izahay e
Hamokatra ny vokatry finoana
Hiaina ny fitiavana sy fanetren-tena
Hanana faharetana amin’ny finoana
Hifampizara ny soa amin’ireo mpiara-belona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Taratr'i Maria
Hits : 176
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 16/10/2026 07:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3462