Fanaon'ny ankizy (Tarika Sammy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanaon'ny ankizy fahizay ny mampiady tandrimo
Kilalao exthrico tsy hahitana fanafana
Vahana kely na koa hala-botry
Kilalao miara-mihosina
Tsisy tsitsiana fa tena mitotokirosy
Ki-soamidi e, mandrosoa tononkira.serasera.org sao tara ianareo
horakoraka tsisy hahfantarana tsony izay lahy sy vavy
Totorebika toa sljv dia mianoatra
Ka tsy hitako intsony zay hanaovako azy
Miara mirona e, dihy soroka Zety sy vjzeq Bao
Fandihizana iray mahavariana
Fa gadona tongotra toa teha-maina
Mitorajofo ny lapany teo
Ka tsy hitako intsony izay azo lazaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika SammyVisites : 2094
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 17/12/2016 10:49