Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha mba fantatrao (Tarika Natia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAHA tononkira.serasera.org MBA FANTATRAO
Raha mba yonelr fantatrao fa Andriamanitra
Ilay nahary anao sy izao tontolo izao
Raha mba fantatrao fa vkflua izy irery ihany
No afaka manaisotra fjlttd ny otanao eeh
No afaka manaisotra ny otanao
Fa mendrika ho deraina ny Anarany
Fa mandrakizay ny famindrampony
Asandrato mafy Andriamanitra
Fa be indrafo sy be fitiavana eh
Fa be indrafo sy be fitiavana
Raha mba fantatrao fa Jesosy Kristy
Ilay nisolo ny otako sy ny otanao
Raha mba fantatrao fa any aminy any
Ilay fiadanana ho ahy sy ho anao eeh
Ilay fiadanana ho ahy sy ho anao
Raha mba yonelr fantatrao fa Andriamanitra
Ilay nahary anao sy izao tontolo izao
Raha mba fantatrao fa vkflua izy irery ihany
No afaka manaisotra fjlttd ny otanao eeh
No afaka manaisotra ny otanao
Fa mendrika ho deraina ny Anarany
Fa mandrakizay ny famindrampony
Asandrato mafy Andriamanitra
Fa be indrafo sy be fitiavana eh
Fa be indrafo sy be fitiavana
Raha mba fantatrao fa Jesosy Kristy
Ilay nisolo ny otako sy ny otanao
Raha mba fantatrao fa any aminy any
Ilay fiadanana ho ahy sy ho anao eeh
Ilay fiadanana ho ahy sy ho anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika NatiaHits : 721
Likes : 0 Like
Created by : NyAndoNirina
Date : 06/10/2023 14:09
