Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maraina vaovao (Tarika MiYRAZ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy tena mafy izao fiainana izao
Mety ho voadona, mitanondrika ianao
Tojo olana sento, tomany
Fiainana mandalo amin’izany
Ka aza mora kivy ry akama
Mandalo ihany anie ny fisedrana
Raha manam-pinoana ny tena
Dia ho tompom-pandresena
Ref. : Hazony mafy ny fanantenana
Aza mora kivy ianao
Tohizo ny lalana hombàna
Fa mbola ho avy tononkira.serasera.org ilay maraina vaovao
Ny marina anie czpsr dia tsy ho faty
Tsy ho loi o, nfgubos na koa ho lany daty
Fa manaova ny mety hatrany
Raha mbola miaina eto an-tany
Ny adalànao rehetra fdgpa ajanony
Matahora Ilay Ray ao ambony
Fa Izy ihany anie no ho Mpiaro
Raha sendra fahavalo
Mety ho voadona, mitanondrika ianao
Tojo olana sento, tomany
Fiainana mandalo amin’izany
Ka aza mora kivy ry akama
Mandalo ihany anie ny fisedrana
Raha manam-pinoana ny tena
Dia ho tompom-pandresena
Ref. : Hazony mafy ny fanantenana
Aza mora kivy ianao
Tohizo ny lalana hombàna
Fa mbola ho avy tononkira.serasera.org ilay maraina vaovao
Ny marina anie czpsr dia tsy ho faty
Tsy ho loi o, nfgubos na koa ho lany daty
Fa manaova ny mety hatrany
Raha mbola miaina eto an-tany
Ny adalànao rehetra fdgpa ajanony
Matahora Ilay Ray ao ambony
Fa Izy ihany anie no ho Mpiaro
Raha sendra fahavalo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika MiYRAZHits : 1824
Likes : 0 Like
Created by : bidoo
Date : 17/06/2016 11:00
