Tanaty nofy (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanaty nofy no niantsoko Anao
Fa helo hoe no anjara lovako
Niantso vonjy mafy aho nitalaho
Nandà anefa Ianao Jesoa
Natao izay hampahonena
Jesoa ô meteza re
Ô mba tolory famonjena
Novalianao mora hoe
Safidinao ny anao sakaiza
Fa dify ny ora ka ho aiza
Mba ela koa no niantsoako anao
safidy io, safidy ka zakao
Dia hoy Ianao, mba voadio va re
Voadio tamin'ny Ran'ilay Mesia
ireo akanjo fotsinao ireo
Dia novaliako indray hoe tsia
Ny hafa no namono Anao
Ny hafa no nandatsa-dra
ka mba meteza re izao,
Meteza mba hamonjy ahy
Mba diso loatra ianao sakaiza
Ny Rako anie hatraiza hatraiza
no mpanadio ny fo ho vaovao
Kanefa kosa dia nolavinao
Nantsoiko ihany Ianao
Jesoa avia,
Avia, faingana hamonjy re fa may
Ny bsqhhq avia nanako indray nanjary tsia
dia taitra aho jmfoy ka nofy hay.
Nisentosento teo aloha
fa mafy izay nanjo izay
Avy eo nisaotra ny Tsitoha
fa apbrxufm afa-doza ka tsy may
Nanjary raki-tsoa voaray
ny Teninao tamin'izay
Ny foko raiso ka ovay ho vao
Mba hikoriana ao anie ny Ranao
Miharihary ankehitrio Jesoa
Fa ny fotoam-pahavelomana
no hany azo hamonjena koa
sy azo hiomanana
Fa hay Jesoa segondra monja
Mampiova ny fitia
Ny ota tononkira.serasera.org hay ka lalam-ponja,
fonja, helo ho doria
Raha mba izaho no misafidy
Ianao no tena sarobidy
Ny rendrarendra tsy hanavotra ahy
Fa mainka koa hamery ny fanahy
Ny foko raiso ka ovay ho vao
Mba hikoriana ao anie ny Ranao
Fa helo hoe no anjara lovako
Niantso vonjy mafy aho nitalaho
Nandà anefa Ianao Jesoa
Natao izay hampahonena
Jesoa ô meteza re
Ô mba tolory famonjena
Novalianao mora hoe
Safidinao ny anao sakaiza
Fa dify ny ora ka ho aiza
Mba ela koa no niantsoako anao
safidy io, safidy ka zakao
Dia hoy Ianao, mba voadio va re
Voadio tamin'ny Ran'ilay Mesia
ireo akanjo fotsinao ireo
Dia novaliako indray hoe tsia
Ny hafa no namono Anao
Ny hafa no nandatsa-dra
ka mba meteza re izao,
Meteza mba hamonjy ahy
Mba diso loatra ianao sakaiza
Ny Rako anie hatraiza hatraiza
no mpanadio ny fo ho vaovao
Kanefa kosa dia nolavinao
Nantsoiko ihany Ianao
Jesoa avia,
Avia, faingana hamonjy re fa may
Ny bsqhhq avia nanako indray nanjary tsia
dia taitra aho jmfoy ka nofy hay.
Nisentosento teo aloha
fa mafy izay nanjo izay
Avy eo nisaotra ny Tsitoha
fa apbrxufm afa-doza ka tsy may
Nanjary raki-tsoa voaray
ny Teninao tamin'izay
Ny foko raiso ka ovay ho vao
Mba hikoriana ao anie ny Ranao
Miharihary ankehitrio Jesoa
Fa ny fotoam-pahavelomana
no hany azo hamonjena koa
sy azo hiomanana
Fa hay Jesoa segondra monja
Mampiova ny fitia
Ny ota tononkira.serasera.org hay ka lalam-ponja,
fonja, helo ho doria
Raha mba izaho no misafidy
Ianao no tena sarobidy
Ny rendrarendra tsy hanavotra ahy
Fa mainka koa hamery ny fanahy
Ny foko raiso ka ovay ho vao
Mba hikoriana ao anie ny Ranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 26/09/2026 21:47
