Ianareo no fanasin'ny tany (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo no fanasin'ny tany
Jesosy Tompo no milaza izany
Isika izao ko hitondra hazavana
Izany re no baiko tsy azo ialana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Dieny lwbfr mbola tsy tonga matsatso
Sy tsy mba sendra tononkira.serasera.org ny fiaina-mikatso
Dieny mbola tsy very hazavana
Andeha ny fatotra rehetra hovahana
Efao ny adidinao zhwt ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy bfausmq hitahiry ny fahazavanao
Jesosy Tompo no milaza izany
Isika izao ko hitondra hazavana
Izany re no baiko tsy azo ialana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Dieny lwbfr mbola tsy tonga matsatso
Sy tsy mba sendra tononkira.serasera.org ny fiaina-mikatso
Dieny mbola tsy very hazavana
Andeha ny fatotra rehetra hovahana
Efao ny adidinao zhwt ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an'i Jesoa ny fonao
Fa Izy bfausmq hitahiry ny fahazavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika MiantefaHits : 1128
Likes : 1 Like
Created by : Namana tsy mahafoy
Date : 10/05/2022 23:49
