Faneva faha-25 taona (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra ny lalana nodiavinay
Tsapanay f'Ianao Jesosy o tononkira.serasera.org no nahay
Nampijoro hatrany ny Tanora Masina
Hilofo andro aman'alina
Fiverenana :
Miangavy Anao hanolo~tsaina hatrany hatrany
Tsy ho rendrika na misy aza tomany
Ka ho mahatoky hatramin'ny fahatesana
Tsy hatahotra ireo fandrafesana
Misaotra Anao niantso sy nifidy anay
Arovy mba tsy gjwwquz hanao alasafay
Ka mba tahio tsy handraraka ilo mby an~doha
Ho mendrika ny antsonao tokoa.
Dimy ebbht ambin'ny roapolo taona izao ry Ray
No nihazonanao ny fikambananay
Tano mafy fa izao no tarigetra
Ny anay aina no uhdxdq fetra.
Fiverenana : Miangavy Anao hanolo~tsaina hatrany hatrany ...
A/C : LovaN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 22:27