Faneva faha-25 taona (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra ny lalana nodiavinay
Tsapanay f'Ianao Jesosy tononkira.serasera.org o no nahay
Nampijoro hatrany ny Tanora Masina
Hilofo andro aman'alina
Fiverenana :
Miangavy Anao hanolo~tsaina hatrany hatrany
Tsy ho rendrika na misy jbhdur aza tomany
Ka ho mahatoky hatramin'ny pmenslh fahatesana
Tsy hatahotra ireo dbzmkb fandrafesana
Misaotra Anao niantso sy nifidy anay
Arovy mba tsy hanao alasafay
Ka mba tahio tsy handraraka ilo mby an~doha
Ho mendrika ny antsonao tokoa.
Dimy ambin'ny roapolo taona izao ry Ray
No nihazonanao ny fikambananay
Tano mafy fa izao no tarigetra
Ny anay aina no fetra.
Fiverenana : Miangavy Anao hanolo~tsaina hatrany hatrany ...
A/C : LovaN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 22:27