Eo Aminao no mahatsara ahy (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy afa-tsy eo Aminao ry Ray no hahitako fiadanana
Fa satria Ianao no fialofako ‘zay tsy hampangozohozo ahy
Sy ilay Tilikambo handosirako an’ireo fahavaloko
K’aoka aho hihaloka eo anilanao mba ho eo ambany elatrao
Tadidiko ny adinay taloha nifamaly nanao an-dolom-po
F’angaha moa mbola vitan’izany fa teny maloto avokoa
(Tompo ô!) Tompo ô! clmqppsw
(Tompoko) Tompoko, menatra izahay
Namana maro no nitaona anay maika ery ny niantso hoe “Avia”
Hivavaka isika androany, mba nandresy lahatra ery
(Tompo ô!) Tompo ô!
(Nefa moa) Nefa moa cwpvrn tsy taitra izahay
Tsy misy afa-tsy eo Aminao ry Ray no hitako fa mahatsara ahy
Raiso fa maniry tononkira.serasera.org Anao ity nofoko sy mitady Anao fatratra
Heveriko ho mihoatra noho ny aiko aza ny haleben’ny famindram-ponao
Ka hidera ny Anaranao Masina aho raha mbola velon’aina koa
Sompatra tsy mba nahatsara anay ‘lay Satana mpamilivily fo
Anio milaza toky sesilany ny ampitso hay ka fitaka moa
(Tompo ô!) Tompo ô!
(Tompoko) Tompoko, ndrao very izahay
Tapaka ny hevitro f’ilay Jeso ‘zay nambaran’ireo namako
No hoarahiko manomboka tvzg androany sy ho antoky ny fiainako
(Tompo ô!) Tompo ô!
(Tompoko) Tompoko, raiso izahay
A/C : SDN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1546
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 22:21