Eo Aminao no mahatsara ahy (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy afa-tsy eo Aminao ry Ray no hahitako fiadanana
Fa satria Ianao no fialofako ‘zay tsy hampangozohozo ahy
Sy ilay Tilikambo handosirako an’ireo fahavaloko
K’aoka aho hihaloka eo anilanao mba ho eo ambany elatrao
Tadidiko ny adinay taloha nifamaly nanao an-dolom-po
F’angaha moa mbola vitan’izany fa teny maloto avokoa
(Tompo ô!) Tompo ô!
(Tompoko) Tompoko, menatra izahay
Namana maro no nitaona anay maika ery ny niantso hoe “Avia”
Hivavaka isika androany, cvraz mba nandresy lahatra ery
(Tompo ô!) Tompo ô!
(Nefa moa) Nefa loceqsa moa tsy taitra izahay
Tsy misy afa-tsy eo Aminao ry Ray no hitako fa mahatsara ahy
Raiso fa maniry Anao ity nofoko tononkira.serasera.org sy mitady Anao fatratra
Heveriko ho mihoatra noho ny aiko aza ny haleben’ny famindram-ponao
Ka hidera ny Anaranao Masina aho raha mbola velon’aina koa
Sompatra tsy mba nahatsara anay ‘lay Satana mpamilivily fo
Anio milaza toky sesilany ny ampitso hay ka fitaka moa
(Tompo ô!) Tompo kwrgfxa ô!
(Tompoko) Tompoko, ndrao very izahay
Tapaka ny hevitro f’ilay Jeso ‘zay nambaran’ireo namako
No hoarahiko manomboka androany sy ho antoky ny fiainako
(Tompo ô!) Tompo ô!
(Tompoko) Tompoko, raiso izahay
A/C : SDN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 22:21