Mamindrà fo (Salamo 51) (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy mzpte re ny fahadisoako
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy mba ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana mads rehetra izay oxudqg vitako
Ka tononkira.serasera.org mamelà ny heloko Ianao
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy mzpte re ny fahadisoako
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy mba ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana mads rehetra izay oxudqg vitako
Ka tononkira.serasera.org mamelà ny heloko Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) FianarantsoaVangy : 2182
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dinarakotonirina
Daty : 21/03/2017 00:06
