Sun shine (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na tsy mamiratra aza ny andro
Na maloka aza ny andro anio
Ka mora dify ny masoandro
Toa miha mahery ny tadio

Ref…
Aza kivy mahereza (2)
Ny Tompo tsy mahafoy anao
Ny lalanao na dia mideza (2)
Tsarovy f’Izy tsy mandao

Tsy mety ritra (x3) ny fitiavany (2)


2- Toa very hevitra ianao
Mandinika ny hoavinao
Ny manodidina rehetra
Mandatsa toa tsy misy fetra

Ref…

Mba ra mbara mbara mbara pa ra pam
Pam para pam param pa rampam
Pan para pam param param
Pan pan pan pan
Parambaram bara

Mba ra mbara mbara mbara pa ra pam
Pam para pam param pa rampam
Pan para pam param param
Pam param pam pam
Parambaram bara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)
Vangy : 2164
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : patypv
Daty : 06/06/2009 07:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074