Tsy hahasaraka (TA FA KRI FLM Ambalavao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Inona ary no mety hahasaraka
Amin’ilay Jesosy zay mpamonjy ny fanahy
Fahoriana sa jaly loza be zay manjo
rpezogqg Tsia ry Tompo aminao no anankiananay ny dia
Ref: Mbola kanto noho ny kanto ny mivavaka aminao
tononkira.serasera.org Fa tsara noho ny tsara ny miankina aminao
dtbavv Tena tiako tsy foiko zany eo akaikinao
Fa n’inon’inona hitranga na fotsy na ho manga
Tsy mdcyw hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa
2)-Harena ve sa ny vola no hahasaraka ahy
Rendrarendra sy dola no hampisaraka ahy
Sakaiza tiana sa vady sa ny asa ihany koa
Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA FA KRI FLM AmbalavaoVangy : 2422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rivadiandrea
Daty : 21/02/2010 15:08