Salamo 30 (STK Ziona Andreba Gara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Hanandratra Anao aho, Jehovah ô;
Fa nanintona ahy niakatra Ianao,
Ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.
Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, avludw
Dia nahasitrana ahy Ianao.
Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin'ny fiainan-tsi-hita tononkira.serasera.org Ianao;
Efa nampody ny aiko Ianao,
Mba tsy ho isan'izay midina any an-davaka aho.
Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina,
Ka miderà ny anarany, masina.
Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany;
Nefa mandritra phxn ny andro iainana kosa, ny fankasitrahany;
Amin'ny hariva dia misy fitomaniana
Tonga hivahiny miloaka alina;
Fa nony maraina kosa, dia misy fihobiana.
(X2)
....

Fa indray mipi-maso zbgeubfz ihany ny fahatezerany;
Nefa mandritra ny andro iainana kosa, ny fankasitrahany;

Fa nony maraina kosa, dia misy fihobiana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ziona Andreba GaraVangy : 783
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/10/2022 18:55