Inty aho (STK Ritsoky ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ekeko ny antsonao
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao ry Tompo ô.
Mety aho, twhrtps
na sarotra sy mafy ny hoe hanompo anao
Inty aho ry wrdijdgl Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa raha irery,
Tsy ahavita tononkira.serasera.org izay atao satria,
Ny ratsy, mamely, sady misakana ny dia
Mino aho, ifuo fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro
Mibitsika ao am-poko ao
Miangavy, hatrany
ho irakao ry Tompo ô.
Mety aho, twhrtps
na sarotra sy mafy ny hoe hanompo anao
Inty aho ry wrdijdgl Tompo
Mba hanompo anao
Raiso, ary hanjakao
Ny hatanorako, sy ny ho aviko
Ho anao, mandra-pahafatiko
2-Kanefa raha irery,
Tsy ahavita tononkira.serasera.org izay atao satria,
Ny ratsy, mamely, sady misakana ny dia
Mino aho, ifuo fa na dia maro
Ianao Tompo ô no mpiaro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ritsoky ny lanitraHits : 1264
Likes : 0 Like
Created by : herytifr
Date : 24/08/2018 17:46
