Tsisy tsy hainy atao (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo tononkira.serasera.org ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na khuco toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao
Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra lnqrlycd aho na hiteby2 Fa ainao zay mahasoa ahy rrrzjnq Oooooo hainao zay mahasoa Resy lahatra tanteraka aho
Fa tsisy tsiainao atao
2)Miaina isanandro eo ambany Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Hits : 460
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 08:33