Kamboty (Steph Rambi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifoha maraina be indray
Ilay tsisy reny, tsisy ray
mandrehitra afo hquvzq kitay...
Mandalo ireo tononkira.serasera.org mpiantsena maro
anaty setroka aho mahatsiaro
fa mbola hiady irery indray...
Miteny irery, tsisy mijery
no fahazarako isan'andro
tsy hitako ny fahazazana...
Mitomany aho fa tsisy, hizarako ny vesatro...
Mangetaheta tambitamby
tanana misafo manampy...
Tsiky malefaka ho ahy...
Matetika aho nrazp mitsinjo ny hafa
Niainako ny bangan'ny lasa
Nangidy sy ytrofdr narary ahy...
Tsisy manoro fa sahy mijoro
Manampy ny hafa mba hitraka
Miady sy miarina isan'andro
Reko 'reo fo mitempo, mitady tanana anafaka...
Mavesatra ny foko...
nefa mila mandroso...
Mamindra isan'andro, mitady anjara masoandro...
Mifoha maraina be indray.......
Ilay tsisy reny, tsisy ray
mandrehitra afo hquvzq kitay...
Mandalo ireo tononkira.serasera.org mpiantsena maro
anaty setroka aho mahatsiaro
fa mbola hiady irery indray...
Miteny irery, tsisy mijery
no fahazarako isan'andro
tsy hitako ny fahazazana...
Mitomany aho fa tsisy, hizarako ny vesatro...
Mangetaheta tambitamby
tanana misafo manampy...
Tsiky malefaka ho ahy...
Matetika aho nrazp mitsinjo ny hafa
Niainako ny bangan'ny lasa
Nangidy sy ytrofdr narary ahy...
Tsisy manoro fa sahy mijoro
Manampy ny hafa mba hitraka
Miady sy miarina isan'andro
Reko 'reo fo mitempo, mitady tanana anafaka...
Mavesatra ny foko...
nefa mila mandroso...
Mamindra isan'andro, mitady anjara masoandro...
Mifoha maraina be indray.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Steph RambiVangy : 2963
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hajainasanda@gmail.com
Daty : 31/03/2021 23:02
