Miandry vaovao (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka mba lazao wqtunj aho f'efa miandry
Mba hitondray zava-baovao
Ka mba lazao aho f'efa miandry
Mba hizarao zava-baovao

Aty lavitra drqsh aty aho tononkira.serasera.org oh
Efa maika hody
Nefa tsy avelan'ny asa oh
Tsy maintsy mitady vola
Mahatsiaro foana ny tananako e
Ouhouhouh sdfzhbmn hum

Ka mba lazao aho f'efa miandry
Mba hitondray zava-baovao
Ka mba lazao aho f'efa miandry
Mba omeo zava-baovao

Soa'Niaina

--------
Link:
Comments
ZahSoaniaina ( 22/09/2026 18:11)
https://web.facebook.com/reel/1396793718588906?locale=fr_FR
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Soa'Niaina
Hits : 10
Likes : 0 Like
Created by : ZahSoaniaina
Date : 22/09/2026 18:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286