Lita sy Ravoamadilo (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet :
Rehefa velona ny lakolosy fianarana
Maika ery Ravoamadilo
Ande hianinkazo
Hijery ireto ankizy maro milahatra
Ho any andakilasy

Bridge :
Indray andro anefa izy nisy nahita
Teny ambony hazo
Tovolahy mpianatra
Gaga sy epexyidv talanjona
Nahita azy

Refrain :
Avy eo izy roalahy
Lasa nifandray
Lasa mpinamana tsy nisaraka
Tsy nifankafoy toy ny mpirahalahy
I Lita kely sy Ravoamadilo

Ravoamadilo tononkira.serasera.org dia zaza tokana tnggy
NilaozandRay sy Reny
Ka mirenireny
Tsy mba mananamana
Tsy nandia fianarana
Fa irery

Brige :
Izy tsy mahalala penina
Tsy mahay taratasy
Tsy nianarany
Fa mamboly krntows voankazo
Manjono trondro sy mangady
No fiainany

Refrain :
Fa non'ny tafaray
izy roalahy
Lasa mpinamana
Tsy nisaraka
Tsy nifankafoy
Toy ny mpirahalahy
I Lita kely sy Ravaomadilo

Soa'Niaina 🎼👣

Rohy Facebook :
https://web.facebook.com/reel/2030424921051088
Rohy Youtube :
https://www.youtube.com/watch?v=JVDrZvMN7is

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Soa'Niaina
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 24/09/2026 11:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294