Courage foana (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tara-pahazavana vao maraina
Mampifaly ny fo mampahery saina
Tombonandro indray ny anio
Ka aza malaina
Tonio ny avhwkf fo hatanjao ny saina dia

Refrain :
Sambatsambatr'eny foana aho
N'inon'inona atao
Na aiza toerana aleha
Dia courage foana e

(Sodina)

Ilay feom-boronkely eo ambaravarankely
Dia mihira ho anao
Mitondra hafatra izy o
Aza miahiahy fa ankafizo aloha ny anio
Dia ho tsapanao lnbv fa ouuh ouhhh

Refrain sllxa :
Sambatsambatr'eny foana aho
N'inon'inona atao
Na aiza toerana aleha
Dia courage foana e

Soa'Niaina

Hira voaharo tononkira.serasera.org
Droit d'auteur
Zon'ny mpamorona feno

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Soa'Niaina
Vangy : 74
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 18/10/2026 13:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446