Ho tò ny sitrakao (SLK Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mikoriana eo ambany hazofijaliana
No loharanom-pamonjena ho anay
Ny rà nalatsakao nanenika ny Kalvary Tompo ô
No nanadiovana ny helokay
2. Na dia ory loatra ianao
Na dia mafy indrindra irony nentinao
Dia reharehanay
Nampihavana ny maro sy tononkira.serasera.org Mpamonjy fanta-daza ô
Ianao no tokinay mandrakizay
Réf.: Voninahitra sy laza anie ho jhqqu Anao
Fiderana tsy hitsahatra ho Anao
Na dia kely monja aza
Vokatry ny foko ho Anao
Satriko ankasitrahanao
3. Hatraiza moa no fetran'ny voadiko Aminao
Izay nanoloran-tena andaniako ny androko etý
Raha itahnxfc ho vovo sournt mipariaka
Ka mahatsiaro ny irakao
Ny hirahirako dia ho to ny sitrakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Manarintsoa FinoanaVangy : 1757
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : randrianantenaina jean maurice
Daty : 15/06/2016 07:50