You are here: home > Tononkira > Simone RAZAKA

Ambarao ry vorona (Simone RAZAKA)

https://tononkira.serasera.org/hira/simone-razaka/ambarao-ry-vorona

Foiny ianao nitety onja
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy lobolobo
Lohasaha misy dobo

          Eny no misy hafaliana
          Karazan-tsento sy ttononkira.serasera.orgomany
          O ry vorona ô mangina !
          F'aleo aho no manontany

Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
          

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Simone RAZAKA
Mpamaky : 1209
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : BrunoPAYET
Tamin'ny : 20/07/2014 06:25:13
ID : 6618

Sokajy