Tsy ho ela (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina tokoa fa mijaly ianao ankehitriny,
Mitoetra ao lzmbp anaty haizina ny fiainanao,
Nefa banjino ny ho avy ka atsaharo tononkira.serasera.org ny tomany.
Tsy ho ela dia ho tonga ao jjld am-ponao lay maraina,
Tsy ho ela dia ho avy ilay masoandro nantenaina.
Ny andronao rehetra tsy mba niova hatramizay,
Atao ahoana moa rehefa semban-drahona,
Nefa tsarovy fa tsy maintsy mbola hisava.
Tsy ho ela dia ho tonga ao am-ponao lay maraina,

Dia ho tanteraka avokoa gegytwn ny faniriana rehetra,
Nefa indrisy very maina fa nanjavona sy foana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Simon RandriaVangy : 2419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/02/2015 10:31