TOMPO Ô! AROVY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

https://tononkira.serasera.org/hira/sekoly-alahady-mihira-f.j.k.m-itaosy/tompo-arovy-1

Tompo ô ! arovy ao ambany elatrao aho
Tahaka ny fiarovan’ny reniakoho ny zanany
Hasiaka ianao ka hiaro , handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo an-tananao
Tsiky dia ampy
Metéza ianao re ry Ray
Hiaro sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay atao
Ianao tokoa ny ilay mahery
Hitantana anay tsy ho very
Ka tsy ho solafaka eny an-dalana

A.HERY RAZANAKOTO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 409
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 11:32:45
ID : 10457

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo