Mahery Ianao (Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka)

N'inona midona mihatra amiko
N'inona mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo Ianao

N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao

Ref: Fa Ianao, fa Ianao
       Mahery ianao *2

Na lavitra ny lalaTsiky dia ampyna alehako
Na dezaka fiankarana andehanako
eo Ianao, eo Ianao

Na maro ny mpanenjika ankahala ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao

Mitsangana aho fa manana Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4

Mpihira : Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka
Mpamaky : 45
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FnlHna
Tamin'ny : 02/08/2022 16:53:15
ID : 14454

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo