Covid (Sanih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa saiky nandeha ila aho, fiainako efa malok'ila
Nofenoinao "i love you"
Tiako na namparary anah
Nagnano test fa tsy niôva
Mbola anao fôgna ny anaty rà
Aretina mampihôgahôga
Nefa sarobidy kara diamant axvde

(2x) PR : Zaho ankilanao à l'aise ah! à l'aise ah! à l'aise
               Zaho tsy maintsy quarantaine aminao na atao aller aller
      zder    
      REFR :   Anao maladie sady médicament
                    Problème nefa calmant
                    Zah cas grave vao nahita anao
           wizmsz          Gèle cache bouche tsy nahasakana anah
          tononkira.serasera.org           Covid oh oh!
                    Anao my Covid oh oh!
                    Kara Covid oh oh!
                    Anao my Covid oh

Seposepotsy mahita anao...yahh!
Tsy mahazo aina avao...yahh!
Distance 1metre zao lavitsy
Aleoko avao akaikinao na miaritsy
    Mba hainao moa magnakôry raha agnaty foko ao
    Anao fôgna le DJ mampidoboka anazy ao
    Fagnafodin'ny foko aby agnao vo niditsa tagnatiko aty
    Tiako avao, positif fa marary anao
Virus miavaka eeeehh!
Tiako zah fôgna contaminé
Tsy afindra amin'ny saramba beeee!
Zaho raiky fôgna no infecté

  (2x) PR :  .......
        
         REFR : ........

Zah nomaly, nanofy anao ta L'hôpital iiii!
Eh, avia nao mody, fa agnao fôgna ny fanafody

   (2x) PR :  .......

         REFR : ........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sanih
Hits : 2305
Likes : 0 Like
Created by : Andriamahandrimanana
Date : 14/02/2025 12:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029