Candidat (Sanih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsory koahy ny tsy ampy anao tany eee (Ajaja)Fonao hotezaiko soa lie, tsy ataoko maratra
Omeko anao laha tambitamby no manque e
Tomany zao ampolitsika amin'ny nandatsaky azy e
REF : Anao miampy anah
Hentenao soa
Tsy maintsy tafa fa hitako atoa
(×2)
Laha mbô candidat enao lafo aminahy
Na tsy hisy hifidy enao lany aminahy
Laha tamin'olon-kafa zaho haiko tsy ho afapô (x2)
2. Na anao volagniny fa meizu
Hafananao mihintsy manafàna fo
Aza heverina zah kara le talôha
Ka hanao kitoatoa a
Raha nitomany tany, aty tsy vôtery hijaly eôh!
Raha tery ny jordan, mbola eo ny adidas eôh!
Zaho tsy hagnano essaie
Zaho tsy mijano laha tsy arrivé eh eh
Hadinoy ny passé
Fa zah hi-engagé anaty papier eh eh
Roky tegna mba tsa foiko agnao
Sambasambany enao hahita : olo manaja anao ô
Ref :
(Interlude)
Zaho laha miala aminao, tsy hoafa-pô, tsy hoafa-pô (×4)
Ref :
--------
Link: