Robinet (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eto antany mando lava,ianao anefa tsy hita ihany
Tomany
Torimaso tratra atoandro,ranon'ando tratra hariva
Raha mba tonga ianao.
Inona no maha zendana ô!
Raha indry no teo dia niforetany
Naninona no tafintohina ô!
Raha indry no teo dia nopohiny

Ref: I kalakely iny mando ô!(mandomando indray izao io)
Nefa tsy mba nahoanao(ou ou ou)
Ianao variana @tany maina sy karakaina(mandomando indray izao io)
Izy nilonaka niandry anao(mmmh)

Ainao ihany moa ny eto antany fa ny rehetra mandalo ihany
Dia kôp ianao
Raha ny omaly,miova androany,ny ampitso moa ho hita eo ihany izay hiafarany
Sanatria kosa ny hitomany
Raha mbola misy ny mpanontany
Raha misy firy ny mbola ho any
Mba asio sonia ny Agenda

Ref:...

Ny fotoana moa lasa foana,ny volana aza lasa taona
Ndeha ody ianao
Ny mankahala no lasa tia dia mbô mivoady ny ho doria
Akory atao
Hay ve! Ianao mety mando ô!
Sa fahavaratra ny andro ô!
Hay ianao koa mba lonaka ô!
Ka miraikitra be ve! ny fotaka.

Ref:...

- Ny anareo kosa rangah tsy hidinareo akory ilay Robinet dia lasa ianareo a!
- Efa hita fa anidy anizany mihitsy no hiverenan'bandy aty ko!piako atr@compteur eo io an!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 2489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 17/11/2015 17:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719