New babylone (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny dia nisy kristy
Nahavita izao ntontolo izao t@rany.
Ankehitriny indray dia misy ny FMI
Mahavita izay mahatra rehetra @ hareny.
Fa ny tany efa nandroso dia navela nisosa,
Ny tany mbola osa dia gôkainy @trosa
Tsy afaka ihany koa,tsy afaka intsony
Izay rehetra nandrin'ny fony dia notolony
Ôiô!

Efa ny FMI izao no new babylone
Izy ny rôle
Efa ny FMI izao no new babylone
Ôiô!

Fa n'iza n'iza iroso @fanambadiana
Arindrao ny fiainan'ny fianakaviana
Aleo ny gidro no mba taranaka
Fa ny nareo mianakavy fero ny isan'ny zanaka
Dia arovy koa ny alanareo fa ny anay hoy izy efa may
Hitsangatsangananay rahatrizay
Fa nareo gasykely matoa ianareo saozanina
Ny @nareo mianakavy ao ihany no misy tsy vanona
Ô i ô!

Efa ny FMI izao no new babylone
Izy ny rôle
Efa ny FMI izao no new babylone
Ôiô!

Fa ilay gasikely varina manao adisana
jesosy anefa miahy ny banque mondial
Tsy maintsy ampiakarina koa ny atao hoe harikarena
Tsy maintsy takina hetra atr@mpivarotena
Ôio!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 2208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 27/11/2015 14:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778