Misy diso (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny eh!!
Ireo nilaza an’zao dia nino tokoa ianao
Eny eh!!
Dia izay te hanazava dia nakany aminao
Eny eh!!
Vavolombelona jiaby ireo nilaza nahita
Eny eh!!
Dia izao hono tsy Hendry de izao hono maditra
Eny eh!!
Zaho aloha voakina dia ianao no tomany
Eny eh!!
Ianao aloha no tsy faly dia hoe diso aho izany

Ref: Manaiky aho anio mifona amin’ny fo
Tsy amerina intsony aho tsy anao fandroany aho
Nefa anie ry malala tsy izao irery no adala eh!!
Fa matoa izao no mianjera dia ianao no malama
Diso aho androany fa mety ianao no rahampitso
Dia ho kobonao tsara ny fandehan’ny tantara
Tsy hifanditra aminao aho nefa saino ihany koa
Fa matoa izao no manjo dia misy kely anao koa
Manaiky aho anio mifona amin’ny fo
Tsy hamerina intsony aho tsy hanao fandroany aho
Nefa anie ry malala tsy izao irery no adala eh!!
Fa matoa izao no mianjera dia ianao no malama
Diso aho androany fa mety ianao no rahampitso
Dia ho kobonao tsara ny fandehan’ny tantara
Tsy hifanditra aminao aho nefa saino ihany koa
Fa matoa izao no manjo dia misy kely anao koa

Samoëla
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 6130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 31/01/2006 18:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.019