i mody (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Leo ny mandainga wtgl ho anao hono izy, ilay mody atao hoe izao
Leo ny mamitaka ny havany izy, maratra ny ao anaty fony ao
Leo ny manoroka anao hono izy, ilay mody atao hoe tia
Manaintaina, mijaly, tomany, marary, nefa dia tsy maintsy afenina ery
Iny mariazy iny ihany no mahatonga azy mbola eo ihany
Rehefa iny aloha ny hazofijaliany na tsara na ratsy iny, iny ihany ilay fahiny
Iny alitara iny ihany no mahatonga azy mbola eo ihany
Dikan'ilay hoe ho doria : tsy maintsy miaritra ery rehefa misy mania
Leo ny mitaraina aminao hono izy, ilay mody atao hoe niova fo
Leo ny fosain'ireo namany tononkira.serasera.org izy, sady menatra no marary an-doha
Miandrandra mafy an'izany hono izy, hoe iny ianao mba hiova tokoa
Fa ho ataony avokoa izay sitraponao vknq raha izay no tianao

Rehefa iny aloha ny mdkxnfj hazofijaliany na tsara na ratsy iny, iny ihany ilay fahiny

oh oh oh !

Iny alitara iny ihany no mahatonga azy mihafy eo ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SamoelaHits : 12500
Likes : 0 Like
Created by : efamira
Date : 07/05/2014 17:50