Ho any amin'i Piso (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ankehitriny izao, dia miondana tanteraka anao aho
Ni-imprimeko jiaby, ireo sarinao izy koboko tanaty ny fb
Hanalan’ny ny bandy aho, hoe sipa mpisera, makorelina be
Nefa efa hoatry ny babo, ka na inona kôzina, za marenina be

Fa nolalovanao iny,
Dia tara avy hatrany aho !!!
Nitsikianao iny
Ka taitaitra be ihany
Charmenao iny aho !!!
Latsaka avy hatrany aho
Rahoviana, ka rahoviana
No mba hamangy anao any aho !!!

Sasa-miandry be mihitsy aho, hoe rahoviana ihany no mba omenao fotoana
Lasa saina be mihitsy aho, hoe atomboko avy aiza tany ‘ty isika mihaona
Tsy mila safary, tsy mahay mikabary, tsy mikôty ela be
Tsy be sermône, fa sms amin’ny phone, dia efa samy paré
Raha valianao ok !
Mandray betax avy hatrany aho
Ndeha any amin’ny piso an ! hanao fitiavana be
Any aminao iny, …
any aminao iny eh any aminao iny bb …
any aminao iny eh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 2799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mifab
Daty : 24/08/2018 13:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744