Ho any amin'i Piso (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ankehitriny izao a, dia miondana tanteraka anao aho
Ni-imprimeko jiaby, ireo sarinao izy koboko tanaty ny fb
Hanalan’ny ny bandy aho, hoe sipa mpisera, makorelina be
Nefa efa hoatry ny babo aho, ka n'inona kôzina, za marenina be
----x----
fa ankehitriny...

ref 2x
Fa nolalovanao iny,
Dia tara avy hatrany aho !!!
Nitsikianao iny
Ka taitaitra be ihany
Charmenao iny aho !!!
Latsaka avy hatrany aho
Rahoviana, ka rahoviana
No mba hamangy anao any aho !!!
---x----
Sasa-miandry be mihitsy aho, hoe rahoviana ihany no mba omenao fotoana
Lasa saina be mihitsy aho, hoe atomboko ve sa tany ‘ty tsika mihaona
Tsy mila safary, tsy mahay mikabary, tsy mikôty ela be
Tsy be sermône, fa sms amin’ny phone, dia efa samy paré
Raha valianao ok !
Mandray betax avy hatrany aho
Ndeha ho any amin’ny piso an ! hanao fitiavana be

ref
----folaka---
ref
----x----
Any aminao iny, …
any aminao iny eh any aminao iny bb …
any aminao iny eh (4x)
hoany am piso aho, hanao fitiavana be
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Samoela
Visites : 4033
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mifab
Date : 24/08/2018 13:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0738