Hitsio f'iny (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao maika ny andao ny tanana;
Ianao maika ny andao tsy tamana;
Nahafoy ka tsy tana;
Ianao maika ny andao ny tanana;
Nahafoy ka tsy tana e;
REF:
Tsy aty ny fiainana tadiavinao;
Hitsio f’iny, iny, lalan’iny;
Hitsio f’iny, iny e, no mankany, no mankany, no mankany;
Nino enao fa ptjdexyo hanadino ny tanana
Niova saina sy fanahy tsy tamana
Efa leo ka tsy tana
Nino enao elml fa anadino ny tanana;
Efa leo ka tsy tana e;
REF:
Tsy aty....no makany
Iny enao fa nandao o;
Tavela, tavela eto zaho e;
Iny ianao iny ianao iny, nandalo niserana toa xvmo mpivahiny;
Iny enao iny enao fa nandao o;
Iny tononkira.serasera.org ianao iny ianao iny....

--------
Rohy: