HIHIRA INDRAY (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REFRAIN:
Dia hihira indray aho
Hikoritsana sady haneno ô
Dia h ihira indray aho zama
Hapamoaka fa tsy tsiambaratelo
Dia hihira indray aho mggex oa
Hihira ny tontolo ny olombelo ô
Dia hihira indray aho havakô
Kozy sao mba misy maheno

1) Jereo Zanahary, jereo Gasikara
Jereo re 'ty maha olombelo
Mba omeo tsaratsara, mba omeo metimety
Na ny kelikely na ny vaventy
Jereo Zanahary, 'reto dimby sy vara
Mba ahita ny tononkira.serasera.org sahaza sy anjara
Fa ehtu tsy sanatria n'izany 'reto gidro sy ny ala
'Reo ndray no tsara karakara

REFRAIN:1x

2) Fa efa tototry ny probleme
Ny fahoriana anie tsy scdmnyyl tsiambaratelo
Fa efa hita-poko, efa hita-pirenena
Fa 'lay Gasy kely mampahonena
Za mba te hivôtra e, za mba te hitroatra e
Te hanaka-danitra tokoa
Dia efa mankokin' ny soa e
Ahita tombotsoa
Ampio re fa tsy ampy monko-doha

REFRAIN: 2x

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 4824
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : karda
Daty : 14/07/2009 01:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368