Misaotra Anao 'zahay (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

https://tononkira.serasera.org/hira/sami-fjkm-ziona-fahazavana-anosibe/misaotra-anao-zahay

Misaotra Anao 'zahay
Misaotra Anao ry Ray
Misaotra Anao Tompo ô
Noho ny fitiavanao

Ka mihira ho Anao 'zahay
Mankalaza Anao ry Ray
Ny fTsiky dia ampyeonay no asandratray
Hiderana Anao ry Ray

Ny anton'ny ihiranay, ho Anao ry Ray
Ny andihizanay, ho Anao ry Ray

Misaotra Anao ry Tomponay
Deraina Ianao mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
Mpamaky : 226
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Sederaz
Tamin'ny : 11/02/2021 16:48:43
ID : 13347

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo