Ampidiro aloha ny tenimiafina
Diovy ny fonay (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Tompo ô! Arovy izahay
Fa zhjtlask be ireo manadala, manimba ny fonay
Tompo ô! Zoky malalanay
Tahio 'zahay efkb zandrinao hanaraka Anao
Refrain:
Avia Fanahy ô! Midìna Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy ny hatakay, diovy ny fonay
Solo:
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Bridge:
Masina, masina, tononkira.serasera.org masina Ianao ry zaztbxk Ray
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Refrain2: (x2)
Fanahy ô! Midina Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy ny hatakay, diovy ny fonay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVisites : 2154
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sedera01
Date : 22/01/2018 10:07