Diovy ny fonay (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Tompo ô! Arovy izahay
Fa be ireo manadala, manimba ny fonay
Tompo ô! Zoky malalanay
Tahio 'zahay zandrinao hanaraka Anao
Refrain:
Avia Fanahy ô! Midìna Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy ny hatakay, diovy ny locftuxs fonay
Solo:
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Bridge:
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Refrain2: sutf (x2)
Fanahy ô! Midina Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy gdau ny hatakay, diovy tononkira.serasera.org ny fonay.
Tompo ô! Arovy izahay
Fa be ireo manadala, manimba ny fonay
Tompo ô! Zoky malalanay
Tahio 'zahay zandrinao hanaraka Anao
Refrain:
Avia Fanahy ô! Midìna Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy ny hatakay, diovy ny locftuxs fonay
Solo:
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Bridge:
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Refrain2: sutf (x2)
Fanahy ô! Midina Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy gdau ny hatakay, diovy tononkira.serasera.org ny fonay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 2249
Likes : 1 Like
Created by : sedera01
Date : 22/01/2018 10:07
