Ireny mahantra ireny (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny mahantra ireny
Mba tsinjotsinjovy ombieny
Izy ireny anie farahidiny
Tsy sitrany sady tsy fidiny
Hisotroany hilokana ny vola
Hividianana haingon'adala
Firifiry nefa zgqwdrt ireo mirary
Ny rovitra efa fanary

Ianao raha voky euplj aok'izany
Mahita ny ilainao hatrany
Misy ihany kamboty tomany
Hosorinan'ireo ambim-bava
Hiantrao manodidina tononkira.serasera.org anao
Dia ho fanantenana
Tsy ho rava ny lanitra wudhab ao ambony ao

--------
Link:
Comments
htrakotondramasy ( 28/02/2022 05:19)
Ianao raha voky aok'izany
Mahita ny ilainao hatrany
Misy ihany kamboty tomany
Maniry ny sisa tsy lany
Hosorinan'ireo ambim-bava
Hiantrao manodidina anao
Dia ho fanantenana
Tsy ho rava ny lanitra ao ambony ao

voadingana ilay :
Maniry ny sisa tsy lany
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135