Ngoma (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°-    Ngoma eeee
         Ngoma zaho ooo
bfozu         Ngoma anao zaho malala eee
         Ngoma zaho malahelo ooo

         Ngoma fa lavitr’ilay olon-tiana e
         Ireo taratsiny no vakivakiana e
         Singana irery ka mila ho adala
       ufymwf   Tokana lavitra pqbbego anao ramalala e

2°-    Ngoma eeee
         Ngoma zaho ooo
         Ngoma anao zaho malala eee
         Ngoma zaho malahelo ooo

         Lasa ny saina tsy mety ho tony
         Mijery ny kintana an-danitra irony
         Mampionon-tena toa mino tsy mino
         Asa izy any raha toa manadino

3°-    Ngoma eeee
         Ngoma zaho ooo
         Ngoma anao zaho malala eee
         Ngoma zaho malahelo ooo

         Mandre ireo hira niaraha-nikalo
     tononkira.serasera.org     Ny lasa rehetra amin’izao mialoalo
         Lavitra mantsy tsy takatra antsoina
         Ny sariny sisa no safosafoina eee

Ref : Inay aho vorona dia mba hoany
         Hizara izany alaheloko izany
         Inay aho vorona izao dien’izao
         Hikopak’elatra hoany aminao
        

      

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossy
Visites : 1100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahnavalona
Date : 06/02/2025 11:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4667