Mbarakaly (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ieh! Malakia moa anao valy é
Ieh! Malakia moa anao valy é
Ieh! Niadiady zahay omaly e,
Ieh! Niadiady zahay omaly e,
Anabavinao loso, tsy hay tany nombany,
Valy ndao volagno izy e, mijaly ny ankizy e.
Anao malakia
Malakia
Zaho lazainy nampiaraka,
Izy valy mamaraha
Asa te-hisaraka
Tsy tafandry, ngôma aho valy.
Ôh mbarakaly.
Mbarakaly e raha!

(...)

Ampangino taralilanao levaly
Zaho ato mivaralalila mbarakaly
Ampangino taralilanao levaly
Zaho ato mivaralalila mbarakaly
Mbarakaly e raha!


Ieh! Miavia aty moa anao valy e
Ieh! Miavia aty moa anao valy e!
Ieh! Misy raha mahafaly e!
Ieh! Misy raha mahafaly e!
Anabavinao navy e,
Izaho miravoravo!
Antsika anao manao baly e,
Marai-mantonaly e
Atsika hiara-handihy (Hiara-handiny)
Taralila rasaraka
Maneno akoho, maraindray,
Malai-misaraka.
Somao angorodaonao valy.
Oh mbarakaly.
Mbarakaly e raha!

(...)

Hafa ny mihaino ny taralilanao levaly e!
Tendreo soa tsy hivaralila mbarakaly e!
Hafa ny mihaino ny taralilanao levaly e!
Tendreo soa tsy hivaralila mbarakaly e!
Mbarakaly e raha!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 1068
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 09/01/2023 20:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012